1 a.: Fandefasana rivotra avy ao am-bava: na hamonoana na hamelomana afo na hampangatsiatsiahana na hanalana vovoka amin-javatra iray, na koa hampanenoan zavamaneno, toy ny bingo-na, trompetra. - t.i.f.: Tsofina, atsoka, voatsdka/ mitsoka, fitsàka, mpitsbka / itsôfana, fitsàfana / mahatsdka I tsotsoka.
Ahitsio
2 a.: Ilay zavatra mltsiranorano be toa menaka ao anaty taolana. - F,-p.: Fano tsoka: mpanankarem-be, mpanefohefo, trama, ngetroka, be fofon' aina.
Ahitsio