Dikan'ny teny : tsolotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vola omena olona mba hitaomana azy tsy hanao araka ny adidiny: Raran' ny !alàna ny mandray tsolotra. — Ireo mpandray tsolotra dia nomena anarana hoe "lava tanan'akanjo". ¶ M. h, : Gaka, kolikoly, tranon' afokasoka. Ahitsio
2 Tsolotsolotra a.: Fandrosoana sy fihemorana miverimberina. - t.i.f,: Atsolotsolotra j manatsolotsolotra f manolotsolotra, fanolotsolotra, mpanolotsolotra / anolotsolorana, fanolotsolorana / mitsolotsolotra, fitsolotsolotra, mpitsolotsolotra / mahatsolotsolotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel