Dikan'ny teny : tsongoina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsongo) mt. ih. (tao ngoy): Terena amin'ny hohon-tanana: Sao dia notsongoinao dry ity zaza ity fa tsy mety mankany aminao intsony. ~ Forana, atao hasoavana. * Ohab.: Tsongoy fon-tena, tsongoy fon'olona: hevero na alaovy an' eritreritra amin' izay mahazo ny tenanao ny mba mahazo ny hafa koa raha manao toy izao sy toy izaoianao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel