Dikan'ny teny : tsontsona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hazo madinika misy kirany fanaovana tady (Pavonia Bojeri). Ahitsio
2 a.: Fanafosafoana n? biby, fanambatambazana azy. - t.i.f.: Tsontsonina, atsontsona, voatsontsona, tainontsona / mitsontsona, fitsontsona, mpitsontsona / itsontsonana, fitsontsonana / mahatsontsona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel