Dikan'ny teny : tsontsoraka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazam-bolotsangana tsy mba misy vaniny, ka fanao renitsirika hitifirana vorona madinika. Ahitsio
2 a.: Karazan-javamaniry' nampiasaina fahiny tamin'ny sorona teo an-jorofirarazana, fa ankehitriny kosa entina mampiray ny tai-mina anafoana trano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel