Dikan'ny teny : tsontsorika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandrosoana midina. - t.i.f : Tsontsorifana, tsontsor!hana, atsontsorika, voatsontsorika, tafatsontsorika j manataontsorika, fanatsontsorika, mpanatsontsorika j anatsontsorihana, fanatsontsorihana, fanatsontsorifana / mitsontsorika, fitsontsorika, mpitsontsorika / itsontsorihana, fitsontsorihana / mahatsontsorika. - F,-p,: Tsontsori-mamba: fianjerana ao anaty rano, ka ny loha no alefa aloha: kilalaon'ankizilahy: atao mifampidipiditra ao anelakela-pen'ny namana avy ny lohan'ny tsirairay dia mits!mbadimbadika amin'izay izy. / Tsontsori-mamba hisarahana: fotoana tsy maintsy hisarahana, tsy hahafahana miara-mipetraka intsony fa tonga ny tsy fifanarahana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel