Dikan'ny teny : tsoraka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Toetran'ny zavatra madinika sy marotsaka. - t.i.f.: Matsoraka. - F,-p,: Tsora-by: anja-by lavalava. / Tsora-kazo: rotsakazo. / Tsorak'olona: tovovavy manifinify, kivahimbahiny. / Tsora-pitaratra na tsora-tamaboha: fantsom-pitaratra. Ahitsio
2 a.: Mari-piianonantsoratra (!) izay ampiasaina eo aorian'ny tenim-piontanana na mamarana fehezanteny misy fihetseham-po: Indrisy! mandalo tokoa izany tao na! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel