Dikan'ny teny : tsoriaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fikorianan-javatra toy ny rano, ny vy anidina, ny vy noempoina; firiotran-javatra, toy ny tselatra, ny tainkintana; fandosirana haingana raha hita; fandadizam-biby toy ny bibilava, amalona... - t.i.f.: Atsoriaka, voatsoriaka, tafatsoriaka j manatsoriaka, fanatsoriaka, mpanatsoriaka f anatsoriahana, fanatsoriahana 1 mitsoriaka, fitsoriaka, mpitsoriaka / itsoriahana, fitsoriahana / mahatsoriaka / taoriadriaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel