Dikan'ny teny : tsorofoka

Hampiditra dikany vaovao
1 sy Tsoropoka a.: Fidirana avy hatrany, manao bao tsy mivily; fisosososoana; fisisihana. - t.i.f.: Atsorofoka, voatsorofoka, tafatsorofoka / manatsorofoka, fanatsorofoka, mpanatsorofoka / anatsorofohana, fanataorofohana, anatsoropohana, fanataoropohana j mitsorofoka, fitsorofoka, mpitsorofoka / itsorofohana, fitsorofohana; itsoropohana, fitsoropohana j mahatsorofoka / tsomfodrofoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel