Dikan'ny teny : tsotaka

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Feon'ny zavatra mafimafy (vato, vy...) mitsofoka ao anaty rano na fotaka; feo re mitsopaka amin' ny fidiran'ny tongotra ao anaty fotaka mandrevo. - t.i.f.: Tsotahana, atsotaka, voatsotaka, tafatsotaka / manatsotaka, fanatsotaka, mpanatsotaka / anatsotahana, fanatsotahana / mitsotaka, fitsotaka / itsotahana, fitsotahana / mahatsotaka / tsotatsotaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel