1 a,: Nofo mihorona manarona ny filahiana.
Ahitsio
2 a.: Anaram-bosotra omena ny Vazaha; jar. Tsitsoka (Tsm).
Ahitsio
3 a.: Karazan-javamaneno tsotra dia tsotra fa vy na haro kely misy vavany ary loaka tokana eo amin' ny vatany fotsiny no tsofina.
Ahitsio