Dikan'ny teny : tsovaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Main-javatra mahamay — na rano mangotraka izany na vy mivaivay — ka miendaka ny hoditra ary miseho ny nofo. - t.i.f.: Tsovahana, atsovaka, voatsovaka / manatsovaka, fanatsovaka, mpanatsovaka / anatsovahana, fanatsovahana / mitsovaka, fitsovaka / itsovahana, fitsovahana / mahatsovaka / tsovatsovaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel