Dikan'ny teny : v

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tarehintsoratra fahasivy ambin'ny folo ary renisoratra fahadimy ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy, izay miova ho b amin'ny fanakambanan-teny: Takolaka varavarana miova ho takolabaravarana; marihina fa ny v manombola fototeny mikambana amin'ny "man" mba hanaovana matoanteny dia indraindray miova ho "b" ka ny "man" lasa "mam" (man + voly = mamboly), indraindray kosa latsaka fotsiny amin'izao (man + velona = mamelona). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel