Dikan'ny teny : vadiditra

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fifandidirana, fadiditra. ~ Dian-tsora-kazo nikapohana, na ny fatotra nifatorana. 6 t.if.: Vadidirana, vadidirina, avadiditra, voavadiditra, tafavadiditra 1 mamadiditra, famadiditra, mpamadiditra 1 amadidirana, famadidirana 1 mivadiditra, fivadiditra 1 ivadidirana, fivadidirana 1 mahavadiditra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel