Dikan'ny teny : vaha

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanalana ny kofehy mamatotra; famotsorana, fanesorana ny fahan-damba; fanapahana ny fanekena nifanaovana. 1 Vahana, avaha, voavaha, vinaha I mamaha, famaha, mpamaha / amahana, famahana j mivaha, fivaha j ivahana, fivahana I mahavaha 1 vahavaha j mivahavaha j mamahavaha. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel