Dikan'ny teny : vahindanitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Antokon-kintana tsy hita isa mifanakaiky ka toa mitankosina fotsy ary manaraka faritra lehibe lavalava ka mova tay toy ny vahy mandadina eo afovoan' ny habakabaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel