Dikan'ny teny : vahoaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny olom-pirenena amin'ny fanjakana iray: Nouorin'ny filoham-panjakana ny vahoakany. ? 01ona maro be: Vahoaka be mihitsy izay tao an-tsena izay aninaraina. - Ny sarambaben'ny olona, ny valalabemandry: Rahefa avy nikabary izy dia nifangaroharo tamin'ny vahoaka. i ki,f•: Mamahoaka, famahoaka, mpamahoaka 1 amahoahana, famahoahana. * Fiten.: Tsy ny tany no fady fa ny vavam-bahoaka: raha misy tsy mahatamana amin'ny tany anankiray, tsy ny tany akory no anton'izany satria ny tany tsy fady na oviana na oviana, fa ny vavam-bahoaka raha toa ka ratsy ny atao. ¶ M.h.: Olona, ambanilanitra, valalabemandry, valalatsimandadiharona, sarambaben'ny kintana, vodiahitrarivo, bozaka aman'ahitra, ny miakandrefam-baravarana, ny velona rehetra, ny olo-miaina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel