Dikan'ny teny : vaika

Hampiditra dikany vaovao
1 na Vaiky p. mt.: Saika na saiky. Ahitsio
2 a.: ilay vy kely entina hampiatrana ny fem-basy. 1 t.i.f.: Vaikaina, avaika, voavaika 1 mamaika, famaika, mpamaika 1 amaikana, famaikana 1 mivaika, fivaika 1 ivaikana, fivaikana / mahavaika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel