Dikan'ny teny : vakana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan-javatra boribory kely mahafinaritra, izay tohizina hatao haingo ka iambozonana na ahodidina ny lanton-tanana. ~ t.if.: Vakanana, voavakana / mivakana, fivakana, mpivakana I ivakanana, fivakanana / mahavakana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel