Dikan'ny teny : vakoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Masombola na rojo volafotay vaventy fanao haban-tanana. • h.i.: Vola na harena tehirizina; rakitsoa sarobidy navelan'ny ray aman-dreny na ny razana. - F.-p.: Voko-drazana: ireo hira na dihy malagasy hiringiriny fahiny izay azo heverina ho tahirin-drazana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel