Dikan'ny teny : valahara

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Mitandro ny haja, ny voninahiny; mahatsiaro menatra (fampiasa indrindra ialohan'ny "tsy"): Tsy volahara: Tsy menatra, tsy mendrika. ΒΆ M.h.: Tsy vaky atatra, tsy vaky aty, tsy vaky afero. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel