Dikan'ny teny : valahetraka

Hampiditra dikany vaovao
1 na Valaketraka a.: Toetran'ny olona mipetraka mivalandotra, tsy manana ahiahy. • p.t.: Rera-tsaina eo am-pieritreretana, tsy mahahetsika, mivarahontsana: Valaketraka foana teo izahay raha nandre ny namonoan' ny sasany ny filoham-pirenena. i t.if.: Mivalahetraka, mivalaketraka, fivalaketraka, mpivalaketraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel