Dikan'ny teny : valana

Hampiditra dikany vaovao
1 (vala) rit. ih. (valao): Asiana fefy manodidina: Va-lao ny ombinao sao dia mitondraka enyamin'ny tanimbolinay. Ahitsio
2 a.: Fandehan'ny rano manaraka ny iva. 6 t.Lf.: Avalana, voavalana, tafavalana 1 mamalana, famalana 1 amalanana, famalanana 1 mivalana, fivalana, mpivalana 1 ivalanana, fivalanana 1 mahavalana / valambalana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel