Dikan'ny teny : valiana

Hampiditra dikany vaovao
1 (valy) mt ih. (valio): Omena vaiiny (taratasy na fanontaniana): Valio unie ity taratasy ity raha vao voarainao e! 1 Setrena: Tsy tokony ho novalianao ratsy ny soa nataoko anao. ~ Omena valin-teny tsy amim-panajana, toherina: Tezitra tokoa aho ka novaliako mafy izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel