Dikan'ny teny : valihavero

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavamaneno kilalaon'ny zatovo fahiny: tahom-bero vaventy maromaro no rarina toy ny zahatra, isokirana tadiny anankiray isaky ny tahony tsirairay; tahom-bero ihany no asisika eo amin'ny tendrony ambony sy tendrony ambany ho fanenjanana ny tadiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel