Dikan'ny teny : vanga

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazam-borona sady mifaingoka no mafy ny vavany (Vanga curvirostris). Ahitsio
2 a,: Varotra (fivarotana sy fividianana). 1 t.f.f.: Mamanga, mivanga. - F.-p.: Mitam-banga, mpitam-banga: olona mivarotra ho an'ny hafa fa tsy ho an' ny tena. Ahitsio
3 na Vangavangap.t.: Teny ilazana loko misy pentina mainty na mena, fa fotsy ny tokotaniny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel