Dikan'ny teny : vanika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fampisehoana ny nify, na ho mari-pihomehezana tsy afa-manoatra izay na ho mari-katezerana; tsy fahakombonan'ny vava noho ny harerahana mafy. 1 t.if: Avanika 1 mivanika, fivanr7ra, mpivanika 1 ivanihana, fivanihana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel