Dikan'ny teny : vanona

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Mahomby: Tana vanona tsara ny voaloboka tamin'ny taona ito. 1 Mandroso: Tsy mety vanona ny varotra eto amin'ity faritany ity. 1 Manjary: Tsy misy vanona ny akoho nompiany. 1 Misy vidiny; mahatanteraka ny ilana azy, tomombana amin'ny maha-izy azy: Tsy vanona intsony ity penina ity. / Mbà olom-banona. 1 To, tanteraka: Tsy nisy uanona ny fikasany ka kivy tanteraka izy. ïf t.i.f.: Mahavanona, fahavanona, mpahavanona / ahavanonana, fahavanonana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel