Dikan'ny teny : vantana

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Mahitsy: Vanta-na ity lalana ity fa aroho. 1 Tsotra tsy misy olakolaka: Vantana ny ankizy raha miteny. 1 Tsotra tsy misy aingitraingitra na haingonkaingony: Vantana loatra izany hira izany! 1 Voan'ny aretin-kibo ka mivalana tsy mahatsiaro tena: Vantana ao 1-balita hatramin'ny aninaraina. - t.i.f.: Vantany / vantanina, avantana 1 mamantana, famantana, mpamantana 1 amantanana, famantanana / mivantana, fivantana 1 ivantanana, fivantanana 1 mahavantana f vantambantana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel