Dikan'ny teny : vantotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Enti-milaza olona na biby tanora efa ho lehibe. - F.-p.: Vanto-j axa: sakanjaza / Vantotr'olona: tovolahy tovovavy. / Miaro vantony: mandrara havana vavy tsy hanao fitondran-tena ratsy. / Mivantotra sahady: ilazana olona vao tera-bao ka mametraka ny zanany amin'ny olona ary lasa mijilajila. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel