Dikan'ny teny : vaozina

Hampiditra dikany vaovao
1 Havaozina (vao) mt. ih. (vaozy, havaozy): (Ity faharoa no fampiasa kokoa) Soloana hafa: Nohavaoziny daholo ny mpiasam-barotra tao aminy. 1 Soloana vaovao: Havaozin'ny lohataona ny zava-drehetra. / Averina, indraozina: Rehefa lehibebe, tsara hohavaozina ny toky nomena tamin'ny batemy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel