Dikan'ny teny : varatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan'afo avy amin'ny fifanatonan'ny rahona misy elektrisite sy ny tany, rehefa avy orana, ka mahatonga tselatra sy kotroka ary mahafaty izay ilatsahany: Nilatsahan'ny varatra ny omby niraoka tery an-kavoana - F.-p.: Ohatra ny nilatsaham-baratra: ankona tsy mahateny. / Vara-datsaka: feonjavatra mitalakotrokotroka mankarenin-tsofina. / Varamaina: varatra mipoaka tsy avy orana. 1 h,o,: Hatezerana tsy hita antony. / Zanabaratra: olona tsy mahalala mankasitraka. / Namelonjana-barati'a: nanao soa olona tsy mahay mankasitraka. ΒΆ M.h.: Fotaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel