Dikan'ny teny : varavarana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Loaka namboarina amin'ny rindrin'ny trano mba hahazoana miditra sy mivoaka ao an-trano ary koa mba hahazoan'ny trano rivotra sy hazavana. (Roa karazana ny hazo rafibaravarana, dia ny tolana sy ny lélavarauarnna: ny tolana no iraiketan'ny varavarana amin'ny rindrina noloahana ary ny lelavaravarana kosa dia ilay hazo fisaka voavoatra ho azo arindrina sy vohaina mipetaka amin' ny tolana amin'ny alalan' ny savily). Ahitsio
2 (Btm) a.: Anarankazandrano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel