Dikan'ny teny : vareraka

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Enti-milaza fitafiana miborotsaka ny ilany, mirefarefa; fiboretahana fotsiny kivy sy ketraka fa tsy mampiseho herin-tsaina. - t.i.f : Avareraka, voavareraka, tafavareraka / manavareraka, fanavareraka,mpanavareraka I anavarerahana, fanavarerahana 1 mivareraka, fivareraka, mpivareraka 1 ivarerahana, fivarerahana 1 vareradreraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel