Dikan'ny teny : varialoha

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anarana omena amin'ny afovoan-tany ny vary afafy amin'ny volana Avrily sy Mey, ketsaina amin'ny Aogositra ary jinjafna amin' ny Zanvie. * Ohab.: Toy ny varialoha: mahatra-po fa tsy mahavita taona: enti-milaza ny zavatra izay mahavonjy amin'ny fotoana iray, fa tsy mahafapahasahiranana maharitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel