Dikan'ny teny : variana

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Vary hevitra: Very ny firavako sarobidy ka variana aho. 1 Lasa eritreritra: Variana aho mijery ireto tanora betsaka, tsy maintsy hitadiauana asa rahampitso, 1 Mifantoka amin'ny zavatra tokana ny sain ka manadino izay tokony hatao, sondriana, revo: Varian-dalao izy ka tsy nahatsiaro sakafo akory. - t.i.f.: Mahavariana, fahavariana, fahavarianana / varivariana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel