Dikan'ny teny : varifitoventy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anaram-bola mitovy amin'ny variraiventy impito, izany hoe mitovy lanja amin'ny voambary fito, ka ny sandany dia dimy santima amin'ny vola ankehitriny (0,05f). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel