Dikan'ny teny : varivary

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Tsy tena mamo, falifaty noho ny hantamoana, mienjina, jaonjaona. 1 Atriatry, salasalany, tsy kely tsy lehibe (filaza indrindra amin'ny hazandrano). Ahitsio
2 p.t.: Vakin-kazo lava marotsaka fantsihana amin' ny lohatrano ka ipetrahan' ny tafo: Volotsangana no fanao uarivarin'ny tafo. 1 t, : Varivarina, mamarivary, famarivary, mpamarivary / mahavarivary. * Fiten.: Ianao no vovonana iadian'ny lohany, varivary andrian'ny tafo: enti-milaza olona ipetrahan'adidy amana andraikitra lehibe. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel