Dikan'ny teny : varongy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hazon'ala atsinanana, tsy dia mafy loatra, nefa maro mpitady hanaovana hazon-trano, hazon-kodiaran-tsarety, rafitra madinika... (Ocatea tricophlebia). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel