Dikan'ny teny : vasoka

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Tay mamiratra na mangiran fa mangavoka, matroka, komavoka: Vatoaoa efa vasoka ity ka tsy tiako. 1 Afa-baraka ka menatra. 1 t.if.: Vasohina, voavasoka / mamasoka, famasoka, mpamasoka / amasohana, famasohana / mahavasoka / vasobasoka. ΒΆ M.h.: Tsy mamiratra, tsy mangirana, tsy mandina, matroka, mangafoka, mangavoka, vazina, kimavo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel