Dikan'ny teny : vata

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanaka vita amin' ny hazo na vy, atao fainetrahana fitafiana na zavatra hafa ao anatiny: Avalona ao anaty vota ny lamba madio. 1 Fotoben'ny famarana taloha izay natao koa hoe fahenim-bary, mitovy amin'ny 20 1 na 2 dal ankehitriny; ny tapa-bata izany dia 10 litatra no fatrany. • F.-p,: Vatabe: tenabe (ny vataben-dokanga). / Vatandrakitra: vata fandatsahandrakitra. / Vatam-paty: vata filevenana na vata ametrahana ny faty andeha halevina. / Vatasarihana: vatakely norafetana hifampiditra amin' ny latabatra ka azo aintonina sy atosika araka izay itiavana azy. * Ohab.: Tantely tapa-bata ka ny fo no mameno azy: enti-miala tsiny raha kely tsy arakaraka ny fitiavana ny fanomezana atao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel