Dikan'ny teny : vatana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny tenan'ny olona na biby: Ny olombelona dia uatana sy fanahy araka ny fampianaran'ny antokom-pinoana maro. - F.-p.: Isam-batan'olona: enti-milaza ny tenan'ny olona tsirairay avy. / Vata-miaramila: miaramila tsotra tsy manan-galona. / Vatan-dehi?ahy: ny lehilahy rehetra ao amin'ny toerana iray. / Vatan'orona: ny tampon'orona, ny taolan'orona. / Vatantenany: enti-milaza hoe ny tenany mlhitsy. / Vatan-tsambo: ny tapaky ny sambo mitsinkafona ambonin'ny rano. / Vatan'okondro: ilay taho ben' ny akondro mitondra ny tenany manontolo. / Vatan' adaia: enti-milaza olona na zavatra lehibe ratsy bika, tsisy endriny. / Vaton-tainy: teny fanambaniana ilazana ny miaramila tsy manana Brady, ny vata-miaramlla. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel