Dikan'ny teny : vatomizana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fonjana metaly ampiasaina amin'ny fandanjana zavatra amin'ny mizana; manana endrika efa raikitra ny vatomizana ary misy tarehimarika milaza ny lanjany avy: l kilao, 2 kilao, 5 kilao, sns... Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel