Dikan'ny teny : vatorano

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazana vatomainty izay mainty dia mainty ary mafy izaitsizy, ela vao mafana raha hafanaina, ka raha mandalo eo aminy ny entona tonga rano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel