Dikan'ny teny : vatra

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Vanditra amin'ny tena avy amin'ny kapoka na tady namatorana. i t. L f.: Mivatra, fivatra 1 vatravatra. Ahitsio
2 a: Voakarakara, voakolokolo: Ho oatranao ve ireto zaza ireto? ? Zatra amin' ny...: Toa tsy ho vatrako na oviana na oviana io mpampianatraio. 1 Vita, azo a-tao: Tsy vatrany, hono, ny hiakatra at? isan'andro. ~ Aritra, zaka: Moa ho vatranao ve ny hofanana any amoron-tsiraka? - t.i.f.: Varina I mahavatra, fahavatra, mpahavatra / ahavarana, fahavarana / mankavatra / mifankavatra I ifankavarana, fifankavarana / vabatra. Ahitsio
3 (t. tr.) a.: Rian-tapaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel