Dikan'ny teny : vavony

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Kitapo mahalany eo amin'ny 1,5 1 (ho an'ny olombelona), izay mihetsiketsika mandritra ny ora vitsivitsy aorian'ny sakafo ka manakobana sy manapotipotika ny sakafo; tsy izany ihany fa mbola manova ny toetrany simika koa izy amin'ny alalan'ny fiharombavony izay ao anaty rindrim-bavony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel