Dikan'ny teny : vazana

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Ireo nify vaventy fara laharana indrindra ary fanaikerana ny zavatra mafy: Maniry fara vazana 1 Zoro na lafiny efatra ambony amin'ny trano: Vazantrano. 1 h.i.: Lafiny efatra amin'ny tany: Eran'ny vazan-tany. i t.Lf.: Vazànana, avazana, voavazana / mamazana, famazana, mpamazana ) amazànana, famazànana 1 mifamazana 1 mahavazana 1 vazambazana. - F,-p.: Vazan'aina: ilany kely amin'ny aina, sombimpahatsiahivana. / Tsy hitan' ny Uazan'aina akory: entimilaza zavatra hanina bitika kely ka zara raha tsaroan' ny aina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel