Dikan'ny teny : vazimba

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Olona fohy sady kely, nonina tamin'ny tanin' ny Marina fahizay ary nivavahan'ny olona sasany sy nohajainy ny fasany taty aoriana. • h.L: Olona na zavatra kely loha sady fisaka: Fantsika loham-bazimba. t,if.: Vazimbaina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel