Dikan'ny teny : vazina

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Fano vovoka, ma-loto, komavoka, be fotaka: Vazina aoka izany Ikoto niarina avy tao anaty fotaka. • Vasoka, vasobasoka, matromatroka toa maloto. • Tsy misy hajany, revo amin' ny zavatra iray ka tsy mahatandro ny voninahiny, - t.i.f.: Manavazina / mivazina, fivazina, mpivazina / ivazinana, fivazinana ! mahavazina / vazimbazina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel