Dikan'ny teny : vazivazina

Hampiditra dikany vaovao
1 (vazivazy) mt. ih. (uazivazio): Anaovana vazivazy, vosobosotra: Novazivaziko teo izy dia tezitra. • Esoina, harabina: Tandremoi tsy azonao uazivazina aho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel